Entrée | lehilahy | |
Partie du discours | nom | |
Mots élémentaires | lehy, lahy | |
Explications en malgache | Teny ilazana ny lahy amin' ny karazan' olombelona, mifanohitra amin' ny vehivavy: Teo aloha nandoa karatra daholo ny lehilahy feno iraika amby roapolo taona Olona manankerimpo, mijoro amin' ny heviny, mahavita zavatra: Izany ka lehilahy! (fiteny tsy mihaja) Sakaiza na vady lahy: Lasa niaraka amin' ny lehilahiny any izy [1.1] | |
Explications en anglais | A man [1.7] | |
Explications en français | Homme (mâle) [1.8] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2023/06/05 |
![]() |