Entrée | lazoina (lazo) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Aserantserana amin' ny afo: Tokony holazoina ilay volotsangana vao notapahina Asian' ny amban' aretina, asian' aretina mbola mikotrika: Angamba lazoin' ny kitrotro itỳ zaza itỳ Asiana: Lazoin' ny hainandro ny andohako Atarazoka; atao izay hahela: Tsy ho vita na oviana na oviana itỳ raharaha itỳ fa lazoinareo lava [1.1] | |||||||||
To be made to fade, to be wilted; to be softened by fire [1.7] | |||||||||
Qu'on fait ternir; qu'on flétrit, qu'on ramollit auprès du feu [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |