| Entrée |
latsy
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Sihanaka]
Singam-bolotsangana anohizana tery [1.78]
|
| | Hazo atsivalana entina hanamafy ny rafitra na ny tohan-javatra. Hazo atsivalana any anatin' ny rindrin-trano mba tsy hampilefitra azy na hanatanjahana ny firarin' ny takelaka [1.1]
|
| | Tsivalan-kazo madinika na vy atsivalana entina hanamafy ny rafitra na tohan-javatra [1.13]
|
| | Cross pieces of bamboo, etc., used to strengthen the sides of a rush house [1.2]
|
| | Traverse, entretoise [1.13]
|
| Exemples | Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy.
[2.472]
|
| Dérivés |
|