| Entrée |
latsa-
|
| Partie du discours | forme morphologique de latsaka
|
| Exemples |
| 1 | na izay nikiaka mba ho latsa-drà.
[2.59]
|
| 2 | Latsa-dranomaso i Dada nahita izany.
[2.472]
|
|
|
| Entrée |
latsa
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Tanosy]
Gaga [1.78]
|
| | Teny maharary entimaneso na manakora olona voa; teny atao amin' izay voa tamin' ny zavatra nandrarana azy; fitenenana olona tsy mahay mankasitraka ka ampahatsiahivina azy amin' izany ny soanatao taminy. [1.1]
|
| | Reproach [1.2, 1.7]
|
| | Upbraiding [1.2]
|
| | An insult [1.7]
|
| | Reproche, injure [1.8]
|
| Vocabulaire |
| Exemples |
| 1 | Sady latsa no menatr' olona.
[2.69]
|
| 2 | Koa aza atao latsa ho anay ny fanahy tsy ampy.
[2.298]
|
|
| Dérivés |
|