| Entrée | lasam-binany | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | lasa, vinany | |
| Ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1] | ||
| Exemples | Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina.
[2.5] | |
| Synonymes | lasam-borona | |
| Mis à jour le 2023/10/24 |
|