| Entrée | lalovana (lalo) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Aleha eo akaiky nefa tsy idirana: Aza lalovana fotsiny ny sakaiza Seranina eo akaiky: Lalovan' ny renirano ny tanananay Tsy raharahaina: Tsy tsara raha lalovan' ny ankizy ny tenin' ny ntaolo Dinganina: Tsy tokony holalovana ny ray aman-dreninao amin' izany raharaha izany [1.1] | |||||||||
| To be passed by [1.2] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|