| Entrée | lalotra | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| Feta na sokay atao amin' ny rindrina ka lamaina tsara Efa milalotra erỳ ianao izany: ilazana olona mandeha tsy rototra na manao raharaha mirefarefa noho ny hakamoana [1.1] | |||||
| Plaster, polish [1.2] | |||||
| Plaster, a coating [1.7] | |||||
| Crépi; enduit [1.8] | |||||
| Exemples |
| ||||
| Dérivés |
| ||||
| Mis à jour le 2023/10/07 |
|