Entrée | korianana (koriana) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Ibolisarana, iporotsahana, itsoriahana: Nokorianan' ny fandraka ny tanako ka nijananaka ra Ianjerana, kodiavana: Nokorianan' ny vato ny tongotry ny zandriko ka naratra [1.1] | |||||||||
To have something flow or glide over it [1.7] | |||||||||
Sur quoi on fait glisser [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |