| Entrée | korataba (kotaba (taba)) | |
| Partie du discours | nom | |
| Antsoantso mafy miharo dondòna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany izao korataba be izao, rankizy? [1.1] | ||
| Exemples | Nitsotra teo am-parafara izy, fa ny eritreriny nikodingidingy, nidina ny tohatra, hitady olo-maro sy korataba.
[2.529] | |
| Dérivés |
| |
| Synonymes | kotaba | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|