| Entrée | konjokonjo (konjo) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Fetsy maranitra Kinga sy mailaka amin' ny haratsiana fa mahay miseho ho tsara: Tsy azo ianteherana mba hikarakara izay Ranona olona konjokonjo iny Sarotiny aoka izany fa hoe mahalala na mitana ny rariny [1.1] | ||
| Synonymes | konjo | |
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|