| Entrée | konaina | |
| Partie du discours | nom | |
| Feo mitolokoloko moramora noho ny hatsiaka na ratra na aretina mahazo [1.10] | ||
| Fitaraindrainana toy ny an' ny alika voakapoka, fitolokoana, fitomaniana, fimenomenonana [1.1] | ||
| Gémissement [1.5] | ||
| Dérivés |
| |
| Synonymes | konainaina | |
| Mis à jour le 2013/02/01 |
|