| Entrée |
kojakoja
(koja)
|
| Partie du discours | nom
|
| | Fitandremana manokana atao amin' ny zavatra, mitovy amin' ny hoe karakara, saingy ampiasaina kokoa kosa raha zavatra madinika no tenenina na fikarakarana amin' ny lafiny madinidinika: Ianao no hiandraikitra ny kojakojan-tokantrano Andinindininy: Tsy ho haiko ny hilaza izao kojakojany rehetra izao. |
| | Details requiring close attention; attention to details [1.7]
|
| | Détails qui exigent l'attention; attention aux détails [1.8]
|
| | Soins minutieux, entretien; accessoires, fournitures, pièces détachées [1.13]
|
| Exemples |
| 1 | Nitondra tsihy, harona, kojakoja ilaina ao amin' ny tokantrano toy ny sotro.
[1.508]
|
| 2 | Nasehony izany teo amin' ny fananganana ny lainy, ny fanamboarana fatana fahandroan-tsakafo, ny fanaovana fefy sy kojakoja isan-karazany hanatsarana ny tanàna.
[2.356]
|
|
| Synonymes | |
|