|
|
|
|

Entrée kofafa (fafa)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitaovana entina hanilihana na hanesorana ny vovoka sy ny loto amin' ny efitrano na ny tokotany (ny kifafa dia mety ho fototra horona iray mihitsy na bozaka nofehezina ho amboara) [1.1]
Exemples 
1Nandray kofafa tokoa izy, ka nony nadio ny tany ambany fanaka rehetra, dia namaoka ny fanaka. [2.332]
2Ny iray manao sikidy amin' ny voapano, ny iray amin' ny katsaka, ny iray amin' ny fasika, ary ny iray kofafa. [1.437]
Synonymes kifafa

Entrée kofafa
Partie du discours nom
Explications en français  [Betsileo] (préfixe ko augmentatif ; et fafa : balai). Nom d'une Graminée très appréciée pour faire des balais. Elionurus tristis Hack.(Poaceae). D'après R. Bost., cité par Bosser, sa décoction est administrée contre la dysenterie. Dépourvue de valeur fourragère. On l'appelle aussi ahitsorohitra. [1.196]
Vocabulaire 
Nom scientifique Elionurus tristis

Mis à jour le 2024/10/14