|
|
|
|

Entrée kitoina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Mora tezitra, sarotra iraharahana, sarotra ihavanana, kizitina: Kitoina aoka izany io vehivavy io [1.1]
Dérivés 
Synonymes kitokitoina

Mis à jour le 2013/01/26