Lalao fanaon' ny ankizilahy, izay ahitana ny iray amin' izy ireo mody atao omby mandrifatra ka manenjika ny sasany [1.1]
Vocabulaire
Exemples
1
Ny kiombiomby kosa no nianaran' ny ankizilahy ny fiompiana sy famolahana omby.[2.117]
2
Matoa tsy eo akaikiny eo iLidy sy Saonina dia ilaozan' izy roalahy ireo mamolavola tanimanga ho kiombiomby, na mandrandrana volon-jozoro, na misambo-balala tsindaka.[2.470]