| Entrée |
kinto
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Tezitra, vinitra, misamboaravoara [1.1]
|
| | Fâché [1.3, 1.19]
|
| | Irrité, ennuyé, dérangé [1.3]
|
| | [Tankarana]
Qui pousse des soupirs ; troublé. [1.19]
|
| Dérivés |
|
| Entrée |
kinto
|
| Partie du discours | nom
|
| | Karazan' akoho zafindraony nompiana teto fahizay, madinidinika nefa mafana fo raha hiady ary fohifohy nefa makadiry ny vavany [1.1]
|
| | Métis, hybride, se dit surtout du croisement du coq et des poules [1.3]
|
| Vocabulaire |
| Exemples | Dia ny akoho kinto no manarakaraka, fa ny akoholahy lava vava sy ny akoholahy fantàka dia atao ho ratsy.
[1.437]
|
|
| Entrée |
kinto
|
| Partie du discours | nom
|
| | Karazam-borombazaha kely [1.1]
|
| | Petit canard. Thalassornis leuconota. Smith.
[1.3]
|
| Vocabulaire |
| Synonymes | |
|