Entrée | kintana | |
Partie du discours | nom | |
Vaingan-javatra mirehitra mamirapiratra eny amin' ny habakabaka amin' ny alina izay tsy tokony hafangaro amin' ny planeta, ka ny anavahana azy dia ny hazavany mihalontralona [1.1] | ||
A star [1.7] | ||
étoile [1.8] | ||
Vocabulaire | ||
Exemples | Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony
[2.470] | |
Citations | Textes citant kintana | |
Article | Randzavola: kintana ao amin' ny Baiboly | |
Mis à jour le 2023/08/12 |
![]() |