Entrée | kimosamosa (mosamosa) | |
Partie du discours | nom | |
(tovona ki sy fototeny miverina mosa) mosalahy, kinanga, kitoatoa, sao sendra mba mety na sendra mahavoa; atao tsirambina: Aza atao kimosamosa ny fambolem-bary fa io ny fototry ny aina [1.10] | ||
Jereo mosalahy [1.1] | ||
Comme mosalahy [1.3] | ||
Mis à jour le 2024/02/27 |
![]() |