|
|
|
|

Entrée kibory (bory)
Partie du discours nom
 Ilazana izay zavatra boribory na mivongovongo [1.1]
 Any spherial object [1.7]
 Objet sphérique [1.8]

Entrée kibory
Partie du discours nom
  [Bezanozano, Taisaka, Tanosy] fasana [1.78]
  [Tanala] Fasana, trano na lava-bato fametrahana ny maty: miharaéna ny raha hitañiana ka an-kibory ñ'atao lalana (mitady izay hitomaniana ka eny am-pasana no atao lalana) [1.78]
 Anaran' ny fasan' ny Antesaka, izay misy toa karazan-trano efa-joro lehibe ka hita mifanongoa eo ny razana. (Ny lehilahy dia mitandahatra amin' ny lafiny avaratra, ny vehivavy amin' ny lafiny atsimo, ka miantsinanan-doha avokoa izy rehetra; tsy mahazo miditra ny kibory ny olona rehetra tsy Antesaka, ny zaza tsy Antesaka na ny rainy na ny reniny, ny Antesaka nanao hadisoana lehibe ka efa nahataky ny foko fahavelony, ary ny lehilahy Antesaka tsy mifora) [1.1]
 Fasana lehibe [1.13]
  [Provincial] A tomb [1.7]
  [Provincial] Tombeau [1.8]
 Tombeau [1.13]
 Dans tout le Sud, tombeau collectif d'un clan [1.196]
Exemples Rehefa tonga akaikin' ny kibory (fasana), dia indreny misy ray aman-dreny sasantsasany mialoha, lasa hanesotra ny varavaram-pasana. [2.436]
Analogues  fasana

Entrée kibory
Partie du discours nom
  [Merina] (de bory : rond). Nom du tout jeune fruit ou de l'ovaire infère fécondé après la chute du périanthe. [1.196]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/10/29