|
|
|
|

Entrée kianina (kiana)
Partie du discours verbe passif
 Tsinina: Kianin' ny maro ny fitondran' io lehilahy io ka inoana fa tsy haharitra [1.1]
 To be criticized [1.7]
 à quoi on trouve un défaut; [1.8]
Morphologie 
Présent : kianina, kianiko, kianinao, kianiny, kianintsika, kianinay, kianinareo, kianin', kianin-, kianim-, kiani-
Passé : nokianina, nokianiko, nokianinao, nokianiny, nokianintsika, nokianinay, nokianinareo, nokianin', nokianin-, nokianim-, nokiani-
Futur : hokianina, hokianiko, hokianinao, hokianiny, hokianintsika, hokianinay, hokianinareo, hokianin', hokianin-, hokianim-, hokiani-
Impératif : kiano

Mis à jour le 2023/01/20