| Entrée |
kepoka
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Menatra ka tsy mahita holazaina satria vaky ny nafenina: Kepoka tsy nahateny izy nony naseho azy ny porofo rehetra nanameloka azy [1.1]
|
| | Confounded, astonished [1.2]
|
| Exemples |
| 1 | Kepoka aoka izany Ingahy Rabery.
[2.499]
|
| 2 | ka kepoka foana teo izy nony nandre izany.
[2.69]
|
|
|
| Entrée |
kepoka
|
| Partie du discours | nom
|
| | Feo heno amin' ny fitsakoana na fanaikerana zavatra mafimafy; fihinanana na fandaniana amin' ny tsy antony [1.1]
|
| | The sound of anything crunched with the teeth, as hard biscuits, etc., or of a sharp blow [1.2]
|
| | A crunching sound [1.7]
|
| | Bruit de ce qui craque sous les dents [1.8]
|
| Vocabulaire |
| Dérivés |
|
| Entrée |
kepoka
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Betsileo]
Se dit des fruits vides, dont l'intérieur est creux. Par exemple : Voanjo kepoka : arachide dont les graines ont avorté et dont la coque est vide. [1.196]
|
| Vocabulaire |
|