| Entrée | kavia (havia) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Fatra-pampiasa ny tanany havia raha mandray na miasa (mifanohitra: kavanana) [1.1] | ||
| Left-handed [1.7] | ||
| Gaucher [1.8] | ||
| Exemples | Ity sampin-kavia ity dia fisampin' ny olona kavia rahateo no sady izaran' ny olona sasany tia aingitraingitra.
[2.436] | |
| Antonymes | kavanana | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|