| Entrée | katsahina (katsaka) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Tadiavina (zavatra ambony na zavatra sarotra azo): Vady hendry katsahina Karohina, atao izay hahitana azy: Nokatsahin' ny polisy ilay mpangalatra [1.1] | |||||||||
| To be searched for, to be sought [1.7] | |||||||||
| Qu'on cherche [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|