|
|
|
|

Entrée katro > katroka
Partie du discours adjectif
 Feno isa tsara, tsy latsaka na manana amby: Valopolo amby zato ariary katroka tsara no nividianako io akoho io [1.1]
 The same, exactly: roapòlo àndro kàtroka: exactly 20 days [1.7]
 Le même, exactement [1.8]
Exemples 
1Feno efa-bolana katroka ny fanompoanay tao. [2.643]
2Na dia izany aza anefo rehefa olom-pirenena feno 18 taona katroka dia azo ampiandreiketina fitantanan-draharaha ao an-tokantranon' ny fikambanana. [2.114]
Dérivés 
Citations 

Entrée katro > katroka
Partie du discours nom
  [Bezanozano] Dona, fidonana, ady
Fifandonana; fihaonana misy fifamelezana; ady tsy mifampitsitsy [1.78]
Dérivés 

Entrée katro > katroka
Partie du discours nom
  [Tankarana] Démonter un fusil. [1.19]