Entrée | karakaraina (karakara) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Tandremana, soavina fatratra sy manokana: Karakarao ny zandrinao ambara-pahatongako Raharahaina, ahina: Tsy karakarainy ny tokatranony fa lasa mivoaka foana izy Amboarina, omanina: Efa karakarainy ny sakafontsika Fehezina: Karakarainy tsara ny vahoaka ka sambatra [1.1] | |||||||||
To be cared for [1.7] | |||||||||
Dont on a soin [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |