Entrée | kapo-tandrimo | |
Partie du discours | locution | |
Mots élémentaires | kapoka, tandrimo | |
Enti-milaza ny famotorana izay misy fanontaniana tampoka mba hiaiken' ilay adinina sy hahalalana fa tena marina; kapoka mafy mirivirivy [1.1] | ||
Synonymes | vely tandrimo | |
Mis à jour le 2023/06/13 |
![]() |