| Entrée | kaozatra (ozatra) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Mahia dia mahia, afa-nofo. [1.1] | ||
| Very thin, emaciated [1.7] | ||
| Très maigre, décharné [1.8] | ||
| Exemples | Ny hany tsy lany dia ireo feno hatina, na mahia kaozatra, na manan-takaitra hita mibaribary.
[2.472] | |
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2023/02/03 |
|