Entrée |
kamo
|
Partie du discours | adjectif
|
| Tsy manana faharisihana hanao fa toa valabalaka ny saina na ny tena: Matetika mitana ny laharana farany ny mpianatra kamo. (Tsy dia azo lazaina mandrakariva ho malaina ny kamo, satria mety mba tahanao asa ihany izy, saingy tsaroany sasatra na trotraka ny tenany).
[1.1]
|
| Lazy; lacking in appetite [1.7]
|
| Paresseux; qui n'a pas d'appétit [1.8]
|
Exemples | -- Ity leitsy kamo a!
[2.470]
|
Dérivés |
|
Entrée |
kamo
|
Partie du discours | nom
|
| Bozaka aolanolana atao toa mahazaka makadiry manefitra ny vary tsy hikasika ny aty rindrin' ny lavabary [1.1]
|
Synonymes | |
|