| Entrée |
jomòka
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Tsy mba be teny na be resaka, tsy rotodrototra sy mipetrapetraka : Tovolahy jomòka izay izy ka sarotra ny mahalala ny toetrany [1.1]
|
| | [ jamòka ] Tsy be teny na be resaka, morabe sady bonaika. (Jomòka anefa no fiteny matetika kokoa) [1.1]
|
| | Quiet and retiring [1.7]
|
| | Calme, doux [1.3, 1.8]
|
| | Retenu, silencieux [1.3]
|
| | [ jamòka ] Doux, paisible, silencieux [1.3]
|
| Dérivés |
| Synonymes | [moins usité que jomoka] |
|
| Entrée |
jomoka
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Tankarana]
Poussière. [1.19]
|
| Synonymes | |
|