Entrée | jofoina (jofo) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho Ianjerana, iantontana Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana [1.1] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | jofoana | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |