Entrée | janga | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny [1.1] | ||
Lascif [1.3] | ||
A prostitute Immoral [1.7] | ||
Prostituée Immoral [1.8] | ||
Article | Randzavola: janga ao amin' ny Baiboly | |
Entrée | janga | |
Partie du discours | adjectif | |
[Bara] sitrana [1.78] | ||
[Tandroy] Vao avy narary, vao sitrana: Tsy mahaloha lavitse reke fa vaho janga [1.78] | ||
[Sakalava] Sitrana [1.1] | ||
[Tankarana] Guéri: Efa janga ny marary (le malade est guéri) [1.19] | ||
Entrée | janga | |
Partie du discours | adjectif | |
Enti-milaza ny loha miranga ary mitraka tsara [1.1] | ||
Relevé [1.3] | ||
Mis à jour le 2023/03/06 |
![]() |