Entrée | izarỳ (irỳ) | |
Partie du discours | pronom | |
Explications en malgache | Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny fototeny niaviany "iry" [1.1] | |
Explications en anglais | Those quite far away (not in sight) [1.7] | |
Explications en français | Ceux-là, assez loin (pas visible) [1.8] | |
Exemples | Ary izary hazo miavona izary, ranalahy io ka raha sanatria, mitrena eto io anio alina dia hahita loza eto isika telo mianaka.
[2.643] | |
Tableaux et planches | Tous les pronoms | |
Mis à jour le 2023/01/21 |
![]() |