Entrée | izany (iny) | |
Partie du discours | pronom | |
Explications en malgache | Enti-manondro zavatra na olona an' eritreritra fotsiny: Iza no nilaza izany vaovao izany taminao? / Tsy fantatro izany olona izany. Matetika koa anefa ny izany dia enti-milaza hevitra na teny vao nolazaina: Ny fotoana volamena, tsarovy mandrakariva izany teny izany, rankizy. [1.1] | |
Explications en anglais | That, this, these, those. But not generally referring to things or people seen at the time of speaking [1.2] | |
That; those [1.7] | ||
Explications en français | Ce, cet, cette Cela, celui-là, celle-là Voilà: Izany mihira izany ny ankizy (Voilà les enfants qui chantent) [1.3] | |
Celui-là; ceux-là [1.8] | ||
Tableaux et planches | Tous les pronoms | |
Citations | Textes citant izany | |
Mis à jour le 2023/11/07 |
![]() |