|
|
|
|

Entrée izahay
Partie du discours pronom [Liste complète]
 Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: ~ Malagasy izahay fa ianareo vazaha.Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny: ~ Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao. [1.1]
 We (excluding the person addressed). Compare isika. [1.2]
 We (excluding those addressed) [1.7]
 Nous (à l'exclusion de ceux à qui on parle). [1.3]
 Nous (exclusif) [1.5, 1.8]
 Noi [1.18]
Analogues  anay ~ -nay ~ -ay
Tableaux et planches Tous les pronoms

Mis à jour le 2019/08/17