Entrée | itỳ | |
Partie du discours | pronom | |
Enti-manondro zavatra akaiky an' ilay miteny, na eny an-tanany mihitsy aza: Lehibe tokoa itỳ trano itỳ. / Homeko anao itỳ boky itỳ raha tianao / Esory any itỳ fa tsy tiako [1.1] | ||
This quite close (in sight) [1.7] | ||
Tableaux et planches | Tous les pronoms | |
Mis à jour le 2019/08/17 |
![]() |