Entrée |
ito
|
Partie du discours | pronom
|
| [Bara]
Ity [1.78]
|
| Enti-manondro ny taona diavina na hitsahina: Be ny voankazo taona ito Indraindray koa ampiasain' ny mpanoratra mitovy amin' ny "itỳ" ny "ito", fa tsy miverina indroa, aloha sy aorian' ny anarana kosa izy [1.1]
|
Exemples | Hafa noho izay vokatra teo aloha no azo tamin' ito.
[2.445]
|
Tableaux et planches |
|
|
Entrée |
ito
|
Partie du discours | nom
|
| Fisarahana, fahatapahana [1.1]
|
Dérivés |
|
Entrée |
ito
|
Partie du discours | nom
|
| [Betsileo]
Nom donné aux écorces de hafotra quand elles ont été battues et tressées pour faire des liens solides, ou taillées et filées pour être tissées.
En Imerina, on dit plutôt
hifi-tenona, surtout dans le dernier cas.
[1.196]
|
Vocabulaire |
|