| Entrée | itena | |
| Partie du discours | pronom | |
| [Taisaka] Ianao [1.78] | ||
| Misolo ny olona itenenana raha tokana, ary tsy manaja, ifanaovan' ny olona tezitra, indrindra ny vehivavy. [1.1] | ||
| You (singular) used familiarly; often disrespectful [1.7] | ||
| Tu, toi; familier ou trivial [1.8] | ||
| Tableaux et planches | Tous les pronoms | |
| Mis à jour le 2019/08/17 |
|