| Entrée | isitra | |
| Partie du discours | interjection | |
| Teny enti-manambara fandavana, tsy fahafaliana na fanesoana koa aza [1.1] | ||
| Dérivés |
| |
| Entrée | isitra | |
| Partie du discours | nom | |
| Fandavana ny hadisoana amin' ny fanolahana azy amin' ny hafa [1.1] | ||
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2017/04/02 |
|