|
|
|
|

Entrée ireo (io)
Partie du discours pronom [Liste complète]
Explications en malgache Enti-manondro olona na zavatra maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "io": Ampangino ireo zaza mitomany ireo fa mankarenin-tsofina [1.1]
Tableaux et planches Tous les pronoms

Mis à jour le 2023/01/22