|
|
|
|

Entrée indray
Partie du discours adverbe [Liste complète]
 Fanindroany: Toa mbola miteny indray ialahy?
Mbola vao mainka: Norarany tsy hisotro ny zanany, nefa izy indray no nivongika tavoahangin-java-pisotro avy any
Miaraka: Indray nientana izahay rehetra nihoby ireo mahery fonay. [1.1]
 Again; in the second place [1.2, 1.7]
 The second time; at times, sometimes [1.2]
 Encore une fois; de nouveau [1.8]
Exemples 
1Ho avy indray ny tantara terena. [2.4]
2I Dada indray no voatendry tamin' izany. [2.472]

Entrée indray
Partie du discours Non spécifié
  [Bara] [1.78]

Mis à jour le 2025/05/12