| Entrée | indraika | |
| Partie du discours | adverbe | |
| Fiangolana ny hoe "indray": Raha tany indraika kosa ka mifaly -- Hadinoy ny sentosento sy tomany -- Aoka ihany izany foko no hijaly -- Hitoloko samy irery lavitra any (Rajemisa Raolison) Indray mandeha: Impiry ianao no tany Mahajanga? -- Indraika [1.1] | ||
| Entrée | indraika | |
| Partie du discours | conjonction | |
| [Tambahoaka] Koa, indray [1.78] | ||
| Synonymes | indreka | |
| Mis à jour le 2009/09/01 |
|