|
|
|
|

Entrée impossible
Partie du discours adjectif
 Tsy azo atao, tsy azo heveriva, tsy mahazo, tsy afaka, tsy maha... : Il n'y a rien d'impossible à Dieu (Tsy misy zavatra tsy azon' Andriamanitra atao) ~ Il est impossible qu'un fleuve remonte vers sa source (Tsy azo heverina fa hiorika ny ony) ~ Il m'est impossible de faire cela (Tsy mahazo izany aho, tsy afa-manao izany aho, tsy mahavita izany aho)
Saritra dia sarotra: Il lui est impossible d'être sage (Sarotra dia sarotra be azy ny ho hendry) [1.4]

Mis à jour le 2026/01/20