|
|
|
|

Entrée ilavoamena
Partie du discours nom
Mots élémentaires ila, voamena
Explications en malgache Anaram-bola izay 0,10 F ny sandany: (ilan' ny voamena, izany hoe antsasaky ny voamena) [1.1]
Explications en anglais [voamena, two-pence.] A penny ; lit. one side of twopence. Pronounced, lavoamena [1.2]
Vocabulaire 
Exemples 
1Hatramin' ny ilavoamena no midina dia atao tomba-maso avokoa. [1.437]
2Tsy fantatro izay nataon' ny fianakaviana hafa, fa tao aminay ilavoamena no azony. [2.472]
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/05/31