| Entrée | ikaloy (kalo) | |
| Partie du discours | impératif du verbe relatif ikaloana | |
| [1.3] | ||
| Entrée | Ikaloy | |
| Partie du discours | nom propre (toponyme) | |
| [Ny mpitantara sasany kosa anefa manao azy hoe Kalohy na Ikalohy] vohitra eo amin-ny morony atsinanana amin-ny renirano Andranobe izay sampany atsinanana amin-ny ony Jabo, izay isan-ny sampan' i Betsiboka, izany hoe eo amin-ny ilany avaratra amin-Imerina. Eo amin-ny 1600 m ny haavon-ity vohitra Ikaloy. Zavatra fito loha no mendrika hotadidina momba ity vohitra kely ity: ... [1.10] | ||
| Vocabulaire | ||
| Analogues | Ny Tendrombohitra Roambinifolo | |
| Mis à jour le 2025/11/01 |
|