| Entrée |
Iharanandriana
|
| Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
| | [Hiharanandriana hoy ny sasany] tendrombohitra be vatolampy, tomandavana mianavaratra sy mianatsimo, ao amin-ny faritany Ambatolampy, nefa tsy lavitra an-Antananarivo, tandrifindrifin' i Tsinjony sy Behenjy... 1825 m ny haavon' ny tendrony atsimo ary mihaiva kokoa ny avaratra. Ny Vazaha manao azy hoe "satro-jobon-i Behenjy"... [1.10]
|
| | A rocky mountain some miles to the south of the capital. [1.2]
|
| Vocabulaire |
| Exemples | Fito tany amin'ny Vakinisisaony : Ampandrana, Imerimanjaka, Alasora, Iharanandriana, Andramasina, Tsiafahy, Ambatomanga.
[2.508]
|
| Autres orthographes |
| Analogues |
Ny Tendrombohitra Roambinifolo |
| Citations |
| Coordonnées | -19.3666667, 47.8166667
|
| Toponymie | harana,
andriana |
| Illustrations |
|
|