Entrée | Ianona (anona) | |
Partie du discours | pronom | |
Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ianona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ianona Lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ianona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ianona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao [1.1] | ||
What's-his-name. [Mal. sianun.] [1.2] | ||
Autres orthographes | Ranona | |
Tableaux et planches | Tous les pronoms | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |