|
|
|
|

Entrée hoto
Partie du discours nom
 Fandroahana biby sasantsasany, toy ny alika, ny akoho amam-borona. [1.1]
Dérivés 

Entrée hoto
Partie du discours adjectif
 Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hoto ny akanjokelin-janako
Rovidrovitra, voarotika: Hoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono [1.1]
Dérivés 
Synonymes hotohoto

Entrée hoto
Partie du discours nom
 Vorovoro-drongony, izay atao koa hoe renibendrongony ary ampiasaina indrindra ho fanentsenana loaka na vaky: Manentsin-tsambo amin' ny hoto [1.1]

Entrée hoto
Partie du discours nom
 Fahasimbana
Fanasaratsarahana ho singa miavaka [1.13]
 Décomposition [1.13]

Entrée hoto
Partie du discours nom
  [Betsileo, Merina] Au sens propre : rebut des fibres après le dévidage, bourre
Nom appliqué aussi à l'étoupe, à la bourre des armes à feu. [1.196]

Mis à jour le 2024/08/01