| Entrée | hono | ||||||||
| Partie du discours | participe | ||||||||
| Teny atao eny afovoan' ny teny lazaina na mamarana azy ka enti-milaza fa mpamerina fotsiny izay voalaza ny tena ary tsy tompon' antoka amin' ny fahamarinany: Manavy, hono, Rakoto, ka tsy tonga niasa [1.1] | |||||||||
| They say [1.7] | |||||||||
| On dit [1.3, 1.8] | |||||||||
| Dit-on [1.3] | |||||||||
| Exemples |
| ||||||||
| Dérivés |
| ||||||||
| Mis à jour le 2025/01/31 |
|