| Entrée | honinkonina (honina) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fahasahirankiranana amin' izay atao. amin' ny fiomanana an' izay hatao, amin' ny famonjena zavatra maro indray atao, amin' ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan' ny olona [1.1] | ||
| Dérivés |
| |
| Synonymes | honina | |
| Mis à jour le 2010/10/07 |
|