| Entrée | holoka | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Loaka ny ao anatiny, hoboka Mpandaingalainga na fetsifetsy. [1.1] | ||
| Creux, cave à l'intérirue Figuré: madré, roué [1.3] | ||
| Exemples | Ary amin' izany dia hitantsika indraindray ny hazo lehibe mbola velona, nefa holoka ny ao anatiny.
[1.357] | |
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2023/10/20 |
|